MIVAVAHA (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaha ianao ka aza mety vhzppgd sasatra ry nofinidin'Andriamanitra
Fa ny Ray Tsitoha hihaino anao hihaino fatratra izay maharitra
Ny vavakao (ny vavakao atao) taraina sy talaho
miloatra ttqqsau avy ao am-po, Fa fefika cjbogl manjo
Ny vavakao tononkira.serasera.org taraina atao mandra-maraina
atao mandra-kariva na dia efa iva ny herinao
ny vavaka no hamaliana anao
Ka hody rariny ihany ny talaho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 2565
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 13/08/2020 11:59