MIVAVAHA (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaha ianao ka aza mety sasatra ry nofinidin'Andriamanitra
Fa ny Ray wcnsgu Tsitoha hihaino anao hihaino fatratra izay maharitra
Ny vavakao (ny vavakao atao) taraina sy mbkacy talaho
miloatra avy ao am-po, Fa fefika manjo
Ny vavakao taraina atao mandra-maraina
atao mandra-kariva na dia efa iva ny herinao
ny tononkira.serasera.org vavaka no hamaliana anao
Ka hody rariny hane ihany ny talaho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 2566
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59