MIVAVAHA (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaha ianao arzu ka aza mety sasatra ry nvgmnwq nofinidin'Andriamanitra
Fa ny Ray Tsitoha hihaino anao hihaino fatratra izay maharitra
Ny vavakao (ny vavakao atao) taraina tononkira.serasera.org sy talaho
miloatra avy ao am-po, Fa fefika manjo
Ny vavakao taraina atao szxgcecw mandra-maraina
atao mandra-kariva na dia efa iva ny herinao
ny vavaka no hamaliana anao
Ka hody rariny ihany ny talaho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 2566
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59