Mifalia ry zatovo (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora hianao.
Ary aoka kgqre ny fonao, hampifalifaly anao,
amin'ny andro, fahatanoranao.
Ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao,
sy izay jeren'ny masonao.

Nefa aoka ho fantatrao :
Fa ho entin'Andriamanitra ho tsaraina ianao,
amin'izany eqwd rehetra izany.

Koa esory ao am-ponao ny alahelo,
ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy.
Fa ny hxzsfdaj fahatanorana sy ny fahatanjahana
dia samy zava-poana.

Ary tsarovy ny Mpanao anao
amin'ny andron'ny fahatanoranao. tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5568