Mifalia ry zatovo (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora hianao.
Ary aoka ny vyjy fonao, hampifalifaly anao,
amin'ny andro, fahatanoranao.
Ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao,
sy izay jeren'ny masonao.
Nefa aoka ho fantatrao :
Fa ho entin'Andriamanitra ho tsaraina ianao,
amin'izany tononkira.serasera.org rehetra izany.
Koa zyyx esory ao am-ponao ny alahelo,
ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy.
Fa ny fahatanorana sy ny fahatanjahana
dia samy wgjab zava-poana.
Ary tsarovy ny Mpanao anao
amin'ny andron'ny fahatanoranao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 427
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:40