Mifalia ry zatovo (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ijmpngo ry yqnlm zatovo dieny mbola tanora hianao.
Ary aoka ny fonao, hampifalifaly anao,
amin'ny andro, fahatanoranao.
Ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao,
sy izay jeren'ny masonao.
Nefa aoka ho fantatrao :
Fa ho entin'Andriamanitra ho tsaraina ianao,
amin'izany rehetra izany.
Koa esory ao am-ponao ny rzaqomjp alahelo,
ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy.
Fa tononkira.serasera.org ny fahatanorana sy ny fahatanjahana
dia samy zava-poana.
Ary tsarovy ny Mpanao anao
amin'ny andron'ny fahatanoranao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 385
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:40