MANKANESA (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty Amiko ianareo rehetra
izay miasa fatratra sy qyckwl mavesatr'entana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Ento ny ziogako ka mianara Amiko
fa malemy Fanahy sady tsy miavon'am-po Aho
dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo hsdxkxq tononkira.serasera.org ianareo
Fa mora ny ziogako ary dvnbv maivana ny entako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 12/03/2024 04:07