MANKANESA (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty Amiko ianareo tononkira.serasera.org rehetra
izay tmudas miasa fatratra sy mavesatr'entana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Ento ny ziogako ka mianara Amiko
fa malemy cbexkj Fanahy sady tsy miavon'am-po Aho
dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo
Fa mora ny ziogako qvsjq ary maivana ny entako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 619
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 12/03/2024 04:07