MANKANESA (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty Amiko ianareo rehetra
izay miasa fatratra sy mavesatr'entana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana

Ento ny ziogako ka mianara hppfxzoy Amiko
fa malemy Fanahy sady qcsk tsy tononkira.serasera.org miavon'am-po Aho
dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo
Fa mora jvzkwod ny ziogako ary maivana ny entako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6776