Jesoa Fitiavana (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa xhvgew novidiana lafo
tamin'ny Ranao ny tenako

Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
fa laoep fanimbana tena, saina sy fanahy

Ho reharehako ilay oizoa tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Feo Mamatonalina
Vangy : 590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 25/02/2024 09:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312