Jesoa Fitiavana (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy nclezi sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
tamin'ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy osrceysm ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa xigsbhmc eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo tononkira.serasera.org no mahatsara ahy, Jesoa
vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy nclezi sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
tamin'ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy osrceysm ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa xigsbhmc eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo tononkira.serasera.org no mahatsara ahy, Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 650
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 25/02/2024 09:45
