Jesoa Fitiavana (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ymzqu Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako tononkira.serasera.org fa novidiana lafo
tamin'ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao jkkfmqhi tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao sutxm anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa
vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako tononkira.serasera.org fa novidiana lafo
tamin'ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao jkkfmqhi tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao sutxm anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 652
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 25/02/2024 09:45
