Ilay zanaka adala (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka aho no nandao, nandeha nirenireny
Sitrapo no natao, tsy zbst nandray ny teny
Trotraky ny hadalana, ravan'ny fahotana
Resy sy nivena vao nahatsiaro tena
Mody no famonjena, miaiky yndcd ny faharesena
Neniko, o ! tononkira.serasera.org ry Raiko ny andro laniko nandaozako Anao.
Lova no ffectwh fidiko ny androm-pahoriako
Nefa izao miantso Anao, sitrako ny hodiako
Vonjeo Ray o ! Vonjeo izao
Tsy mendrika aho, ny ho zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:41