Ilay zanaka adala (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka aho no nandao, nandeha nirenireny
Sitrapo no natao, tsy nandray ny teny

Trotraky ny hadalana, ravan'ny fahotana
Resy sy nivena epam vao nahatsiaro tena
Mody no famonjena, miaiky ny faharesena
Neniko, tononkira.serasera.org o ! hczrhotj ry Raiko emqhel ny andro laniko nandaozako Anao.

Lova no fidiko ny androm-pahoriako
Nefa izao miantso Anao, sitrako ny hodiako
Vonjeo Ray o ! Vonjeo izao
Tsy mendrika aho, ny ho zanakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8852