Ilay zanaka adala (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka aho tononkira.serasera.org no nandao, mgozf nandeha nirenireny
Sitrapo no natao, tsy nandray ny teny
Trotraky ny hadalana, ravan'ny fahotana
Resy sy nivena vao nahatsiaro tena
Mody no famonjena, miaiky ny faharesena
Neniko, o ! ry Raiko ny hwdz andro laniko nandaozako Anao.
Lova no fidiko ny androm-pahoriako
Nefa izao miantso Anao, sitrako vemzhdo ny hodiako
Vonjeo Ray o ! Vonjeo izao
Tsy mendrika aho, ny ho zanakao
Sitrapo no natao, tsy nandray ny teny
Trotraky ny hadalana, ravan'ny fahotana
Resy sy nivena vao nahatsiaro tena
Mody no famonjena, miaiky ny faharesena
Neniko, o ! ry Raiko ny hwdz andro laniko nandaozako Anao.
Lova no fidiko ny androm-pahoriako
Nefa izao miantso Anao, sitrako vemzhdo ny hodiako
Vonjeo Ray o ! Vonjeo izao
Tsy mendrika aho, ny ho zanakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 506
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:41
