Fehezonao ny saiko (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fehezonao ny saiko ka zkot forony indray
Ny sitrakao tsy aiko, mba vonjeo ry Ray
Mihira fiderana, ao an-danitra ao
Manako ny Hosana tononkira izao
Jesosy re no haka ry nomena zo.
Hifaly sy hanjaka namindrana wcmgb fo (2)
Derao (2), Derao ny tononkira.serasera.org Mpanjakanao.
Derao fa Mandrakizay
Derao ny Mpanjakanay
Haleloia, Amen figd
Ny sitrakao tsy aiko, mba vonjeo ry Ray
Mihira fiderana, ao an-danitra ao
Manako ny Hosana tononkira izao
Jesosy re no haka ry nomena zo.
Hifaly sy hanjaka namindrana wcmgb fo (2)
Derao (2), Derao ny tononkira.serasera.org Mpanjakanao.
Derao fa Mandrakizay
Derao ny Mpanjakanay
Haleloia, Amen figd
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
22/02/2025 19:49)
Aza atao majuscule daholo ny lohateny azafady
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:44
