Fehezonao ny saiko (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fehezonao ny saiko ka forony indray
Ny sitrakao tsy aiko, mba vonjeo ry Ray

Mihira fiderana, ao an-danitra ao
Manako ny Hosana tononkira zdwcao izao

Jesosy re no haka ry nomena zo.
Hifaly sy hanjaka namindrana fo (2)

Derao (2), fxgb Derao ny Mpanjakanao.
Derao fa Mandrakizay
Derao ny Mpanjakanay
Haleloia, tononkira.serasera.org sxfzn Amen

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 22/02/2025 19:49)
Aza atao majuscule daholo ny lohateny azafady
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 399
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7617