Fehezonao ny saiko (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fehezonao ny saiko ka forony indray
Ny sitrakao tsy aiko, mba vonjeo ry Ray
Mihira fiderana, ao epnfit an-danitra ao
Manako ny Hosana tononkira izao
Jesosy re no haka ry nomena zo.
Hifaly sy hanjaka namindrana fo (2)
Derao (2), Derao ny Mpanjakanao.
Derao fa nnvetw Mandrakizay
Derao ny Mpanjakanay
Haleloia, dutfibao Amen
Ny sitrakao tsy aiko, mba vonjeo ry Ray
Mihira fiderana, ao epnfit an-danitra ao
Manako ny Hosana tononkira izao
Jesosy re no haka ry nomena zo.
Hifaly sy hanjaka namindrana fo (2)
Derao (2), Derao ny Mpanjakanao.
Derao fa nnvetw Mandrakizay
Derao ny Mpanjakanay
Haleloia, dutfibao Amen
--------
Link:
Comments
hery
(
22/02/2025 19:49)
Aza atao majuscule daholo ny lohateny azafady
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 400
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:44
