Efa lasan-davitra (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lasan-davitra, fa nandà ny tononkira.serasera.org tsara
Ka Jesosy avotra, no nikarakara
Vonjy no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo ynxofc zbksgw novidiny lafo
Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, peratra, no nomeny ahy
Olo-meloka tokoa, nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no nomeny, avotro mpanjeny
Saotra no atolotro, velona ny aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko
Efa notsinjoviny, sady hadtxo nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko tia.
Ka Jesosy avotra, no nikarakara
Vonjy no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo ynxofc zbksgw novidiny lafo
Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, peratra, no nomeny ahy
Olo-meloka tokoa, nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no nomeny, avotro mpanjeny
Saotra no atolotro, velona ny aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko
Efa notsinjoviny, sady hadtxo nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko tia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 479
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:42
