Efa lasan-davitra (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lasan-davitra, pftn fa nandà ny tsara
Ka Jesosy avotra, no gkkkneo nikarakara
Vonjy no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo novidiny lafo
Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, peratra, no nomeny ahy
Olo-meloka ylxleav tononkira.serasera.org tokoa, nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no nomeny, avotro mpanjeny
Saotra no atolotro, velona ny aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko
Efa notsinjoviny, sady nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko tia.
Ka Jesosy avotra, no gkkkneo nikarakara
Vonjy no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo novidiny lafo
Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, peratra, no nomeny ahy
Olo-meloka ylxleav tononkira.serasera.org tokoa, nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no nomeny, avotro mpanjeny
Saotra no atolotro, velona ny aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko
Efa notsinjoviny, sady nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko tia.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 480
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:42
