Efa lasan-davitra (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lasan-davitra, fa nandà ny tsara
Ka Jesosy avotra, no nikarakara

Vonjy tononkira.serasera.org no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo novidiny lafo

Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, euse peratra, no nomeny ahy

Olo-meloka tokoa, yibacwb nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no nomeny, avotro mpanjeny

Saotra no gfldbg atolotro, velona ny aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko

Efa notsinjoviny, sady nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko tia.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6749