AKAIKINAO RY JESO NO IRIKO (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao ry Jesô no iriko, o! manjombona tononkira.serasera.org ny andro ety
Ka ny fitiavanao izay nofidiko, no mampitony bhah ny foko ery


Akaikin'i kzuw Jesosy tia, hasambarana tokoa
Anilan'ny hery doria, no milanon'amin-tsoa


Akaikinao ry Jesô misy vonjy, fa maivana tokoa ny zioganao
O! Hianao re no efa nilonjy, ny fahotako nesorina izao

Akaikinao gqejd ry Jesô azo toky, fa resy ny fahafatesana
Faly sy ravo fa tantanan-joky, kolokoloina sy ambesana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 1131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/10/2021 18:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9455