AKAIKINAO RY JESO NO IRIKO (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao ry Jesô no iriko, o! manjombona ny andro ety
Ka ny fitiavanao xeya izay nofidiko, no mampitony ny foko wjoqfa ery
Akaikin'i Jesosy tia, hasambarana tokoa
Anilan'ny hery doria, no milanon'amin-tsoa
Akaikinao ry Jesô misy vonjy, fa maivana tokoa ny zioganao
O! Hianao re no tononkira.serasera.org efa nilonjy, ny fahotako nesorina izao
Akaikinao ry Jesô azo toky, nvqav fa resy ny fahafatesana
Faly sy ravo fa tantanan-joky, kolokoloina sy ambesana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 1070
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/10/2021 18:32