AKAIKINAO RY JESO NO IRIKO (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao ry Jesô no iriko, o! manjombona ny andro ety
Ka ny fitiavanao izay nofidiko, no mampitony ny foko ery


Akaikin'i Jesosy tia, hasambarana tokoa
Anilan'ny hery doria, no milanon'amin-tsoa


Akaikinao ry Jesô misy vonjy, fa maivana tokoa ny zioganao
O! Hianao re no efa nilonjy, ny fahotako nesorina izao

Akaikinao ry Jesô azo toky, fa resy ny fahafatesana
Faly sy ravo fa tantanan-joky, kolokoloina sy ambesana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Feo Mamatonalina
Hits : 539
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/10/2021 18:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742