MBOLA TSY TARA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy miantsoantso ny anaranao,ianao anie ka ondry andrasany
Ny tononkira.serasera.org otanao rehetratrehetra efa natao, saronany sy efa voasasany
Ny tanany mitsotra te handray anao, hanarina anao rehefa potraka
Izy hamelombelona ny fanahinao, hampatanjaka anao efa trotraka
Fampanantenana nataony anao, aza anampenanao sofina
Ny fanavotana nomeny iwcis anao, aza omena lamosina
Meteza mba ho isan'ny ankohonany ianao, sao mlsu mikatona ny varavarana
Miomana hiditra amin'ny fanjakany, mandehana re, misoratra anarana
Mandehana fa mbola tsy tara e!
Izy mbola miandry, tena sasa-miandry, miandry anao,
Miandry anao anao mba hanolo-tena
Androany anie ka mbola tsy tara e
Aza ilaozanao mandositra ny antsony; modia re ianao, miverena
Efa fantatrao efa hatrany amboalohany, ny lalana any tery dia tery
Jesosy ifikirana, ny lalany arahina, sao ianao dia mandeha irery
Misy fitoerana izay efa nomaniny, ianao mkzvxq anie ka manana anjara
Raiso ny tanany, araho ny lalany, mandehana re fa mbola tsy tara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1254
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 07/03/2020 22:31