IANAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny tononkira.serasera.org faha- 25 bcho taonan' Ny dxqp ANTSAN'NY FAMONJENA )
Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny Famonjena
Tsy izahay no nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara ny fanahy hanananay Famonjena
Mitsangana mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, mihira
Jehovah hanazava mnoawz anao
Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny Famonjena
Tsy izahay no nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara ny fanahy hanananay Famonjena
Mitsangana mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, mihira
Jehovah hanazava mnoawz anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 973
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35
