MBOLA TSY TARA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy miantsoantso ny anaranao,ianao anie ka ondry andrasany
Ny otanao rehetratrehetra efa natao, saronany sy efa voasasany
Ny tanany mitsotra te handray anao, hanarina anao rehefa potraka
Izy hamelombelona ny fanahinao, hampatanjaka anao efa trotraka
Fampanantenana nataony anao, aza tononkira.serasera.org anampenanao sofina
Ny fanavotana nomeny anao, aza omena lamosina
Meteza mba ho isan'ny odxqreic ankohonany ianao, sao mikatona ny varavarana
Miomana kxpe hiditra amin'ny fanjakany, mandehana re, misoratra anarana
Mandehana fa mbola tsy tara e!
Izy mbola miandry, tena sasa-miandry, miandry anao,
Miandry anao anao mba hanolo-tena
Androany anie ka mbola tsy tara e
Aza ilaozanao mandositra ny antsony; modia re ianao, miverena
Efa fantatrao efa hatrany amboalohany, ny lalana any tery dia tery
Jesosy ifikirana, ny lalany arahina, sao ianao dia mandeha irery
Misy fitoerana izay qzxsd efa nomaniny, ianao anie ka manana anjara
Raiso ny tanany, araho ny lalany, mandehana re fa mbola tsy tara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 1214
Likes : 1 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 07/03/2020 22:31