MBOLA TSY TARA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy miantsoantso ny anaranao,ianao anie ka ondry andrasany
Ny otanao rehetratrehetra efa natao, saronany sy efa voasasany
Ny tanany mitsotra te handray anao, hanarina anao rehefa potraka
Izy hamelombelona ny fanahinao, hampatanjaka anao efa trotraka
Fampanantenana nataony anao, aza anampenanao sofina
Ny fanavotana nomeny anao, aza omena lamosina
Meteza mba ho isan'ny ankohonany ianao, sao mikatona ny varavarana
Miomana hiditra amin'ny tononkira.serasera.org fanjakany, mandehana re, misoratra anarana
Mandehana fa mbola zxputqx tsy tara e!
Izy mbola miandry, tena sasa-miandry, miandry anao,
Miandry anao anao mba hanolo-tena
Androany anie ka mbola tsy tara e
Aza ilaozanao mandositra mgruj ny antsony; modia re ianao, miverena
Efa fantatrao efa hatrany amboalohany, ny lalana any tery dia tery
Jesosy ifikirana, ny lalany arahina, sao ianao dia mandeha irery
Misy fitoerana izay efa nomaniny, ufvchuem ianao anie ka manana anjara
Raiso ny tanany, araho ny lalany, mandehana re fa mbola tsy tara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 1170
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 07/03/2020 22:31