IRIKO E RY TOMPO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko e! Ry Tompo mahery! Hiverina kqhfyqbi aminao indray
Ampio aho mba tsy ho very, arovy ambany helatrao
Ny adin-tsaina sy ny ahiahy, ho foana tsy hisy intsony wdwitnu re
Ny fahoriana, ny rfxs ranomaso, hisolo fifaliam-be
Mba taomy aho e! Tompo mahery,
Raiso ny fikasako izao
Arovinao re, mba tsy ho very
Tano ho eo akaikinao
Maniry mafy izany foko, hiverina aminao indray,
Kanefa koa izao tontolo, manintona ahy hiala aminao
Fa fantatrao ny tononkira.serasera.org halemeko Tsy misy miafina aminao
Tario aho mba tsy ho resy fa te hiaraka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1225
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 23/12/2019 16:54