IRIKO E RY TOMPO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko e! Ry cmkcs Tompo mahery! Hiverina aminao indray
Ampio aho mba tsy ho very, arovy ambany helatrao
Ny adin-tsaina sy ny ahiahy, ho foana tsy hisy intsony re
Ny fahoriana, ny ranomaso, hisolo fifaliam-be
Mba taomy aho e! Tompo mahery,
Raiso ny fikasako izao
Arovinao re, rdjco mba tsy ho very
Tano ho eo akaikinao
Maniry mafy izany foko, hiverina aminao indray,
Kanefa koa izao tontolo, manintona ahy hiala aminao
Fa fantatrao ny vyof halemeko Tsy misy miafina aminao
Tario aho tononkira.serasera.org mba tsy ho resy fa te hiaraka aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 1180
Likes : 2 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 23/12/2019 16:54