IRIKO E RY TOMPO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko e! Ry ysgb Tompo lmmar mahery! Hiverina aminao indray
Ampio aho mba tsy ho very, arovy ambany helatrao
Ny adin-tsaina sy ny ahiahy, ho foana tsy hisy intsony re
Ny fahoriana, ny ranomaso, hisolo fifaliam-be
Mba taomy aho e! Tompo mahery,
Raiso ny fikasako izao
Arovinao re, mba tsy ho very
Tano ho eo akaikinao
Maniry mafy izany foko, aibasf hiverina aminao indray,
Kanefa koa izao tontolo, manintona ahy hiala aminao
Fa fantatrao ny halemeko Tsy misy tononkira.serasera.org miafina aminao
Tario aho mba tsy ho resy fa te hiaraka aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 1226
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 23/12/2019 16:54