INJAO MITSIRY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Hira fanevan'ny faha-30 taonan' Ny ANTSAN'NY tononkira.serasera.org FAMONJENA - 2006 )
Injao mitsiry ny fanantenana
Mahazo toky indray ny finoana
Fa notahiana, nahiana haqytdlj tsy irery, voajery
Nohainoina rehefa mifona
Fa sahinay hireharehana
Ventesinay satria tupcwwnm fandresena
Ireo zava-maro, mifangaro, ny asa, ny lasan'
Ny ANTSAN' NY FAMONJENA
Nandalo fitsapana, ny laka-nitana
Dia natopatopan'ny onja
Ny ora-mifafy, ny rivotra mafy
Kanefa vetivety monja,
Dia nibaliaka indray ny masoandro
Ny onjam-piainana dpnwhhos tony amin' izay
Fa raha Ianao no mitahy dia tsy misy ahiahy
ny fiainana mandrakizay
Misaotra anao Jeso ny olona
Fa lehibe,
Ny fitahiana ampy mizara izay narotsakao
Misaotra re, misaotra re
Ry Tompo o ! Lehibe ny fitiavanao
Ny vavakay, Tazony fa tsy mahatana anao
Tsy ampy hery
Arovy amin'ny fakam-panahy,
Mba tsy ho very
Ry Tompo o! Aoka ho mendrika ny antsonao.
Injao mitsiry ny fanantenana
Mahazo toky indray ny finoana
Fa notahiana, nahiana haqytdlj tsy irery, voajery
Nohainoina rehefa mifona
Fa sahinay hireharehana
Ventesinay satria tupcwwnm fandresena
Ireo zava-maro, mifangaro, ny asa, ny lasan'
Ny ANTSAN' NY FAMONJENA
Nandalo fitsapana, ny laka-nitana
Dia natopatopan'ny onja
Ny ora-mifafy, ny rivotra mafy
Kanefa vetivety monja,
Dia nibaliaka indray ny masoandro
Ny onjam-piainana dpnwhhos tony amin' izay
Fa raha Ianao no mitahy dia tsy misy ahiahy
ny fiainana mandrakizay
Misaotra anao Jeso ny olona
Fa lehibe,
Ny fitahiana ampy mizara izay narotsakao
Misaotra re, misaotra re
Ry Tompo o ! Lehibe ny fitiavanao
Ny vavakay, Tazony fa tsy mahatana anao
Tsy ampy hery
Arovy amin'ny fakam-panahy,
Mba tsy ho very
Ry Tompo o! Aoka ho mendrika ny antsonao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1256
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 13/01/2020 01:37
