Ampidiro aloha ny tenimiafina
INJAO MITSIRY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Hira fanevan'ny faha-30 taonan' uxdg Ny ANTSAN'NY FAMONJENA - 2006 )
Injao mitsiry ny fanantenana
Mahazo toky indray ny finoana
Fa notahiana, nahiana tsy irery, voajery
Nohainoina rehefa mifona
Fa sahinay hireharehana
Ventesinay satria fandresena
Ireo zava-maro, vzruko mifangaro, ny asa, ny lasan'
Ny ANTSAN' NY FAMONJENA
Nandalo fitsapana, ny laka-nitana
Dia natopatopan'ny onja
Ny ora-mifafy, ny rivotra mafy
Kanefa vetivety monja,
Dia nibaliaka indray ny masoandro
Ny onjam-piainana tony amin' izay
Fa raha Ianao no mitahy dia tsy misy ahiahy
ny fiainana mandrakizay
Misaotra anao Jeso ny olona
Fa lehibe,
Ny fitahiana ampy mizara izay narotsakao
Misaotra re, misaotra re
Ry Tompo o ! Lehibe olalecfh ny fitiavanao
Ny vavakay, Tazony tononkira.serasera.org fa tsy mahatana anao
Tsy ampy hery
Arovy amin'ny fakam-panahy,
Mba tsy ho very
Ry Tompo o! Aoka ho mendrika ny antsonao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 1156
Likes : 1 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 13/01/2020 01:37