INJAO MITSIRY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Hira fanevan'ny faha-30 taonan' lqpxqtw Ny ANTSAN'NY FAMONJENA - 2006 )
Injao mitsiry ny fanantenana
Mahazo toky indray ny finoana
Fa notahiana, nahiana tsy irery, voajery
Nohainoina rehefa mifona
Fa sahinay hireharehana
Ventesinay satria fandresena
Ireo zava-maro, mifangaro, ny asa, ny lasan'
Ny ANTSAN' NY FAMONJENA
Nandalo fitsapana, ny laka-nitana
Dia natopatopan'ny onja
Ny qnbu ora-mifafy, ny rivotra mafy
Kanefa vetivety monja,
Dia nibaliaka indray ny masoandro
Ny onjam-piainana tony amin' izay
Fa raha Ianao no mitahy dia tsy misy ahiahy
ny fiainana mandrakizay
Misaotra tononkira.serasera.org anao Jeso ny olona
Fa lehibe,
Ny fitahiana ampy mizara izay narotsakao
Misaotra re, misaotra re
Ry Tompo o ! rkixtdmz Lehibe ny fitiavanao
Ny vavakay, Tazony fa tsy mahatana anao
Tsy ampy hery
Arovy amin'ny fakam-panahy,
Mba tsy ho very
Ry Tompo o! Aoka ho mendrika ny antsonao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 1201
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 13/01/2020 01:37