Tokantrano Mirindra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kisedrasedra ny zavatra mitranga amin’ny fiainantsika
Fa fony mbola tsy àry izao rehetra izao bfctff dia nofidiany isika
Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny zmssupt mpandova ny fiainan-danitra
Ka isika izao no iaraka hikiaka fa fitiavana Andriamanitra

Fa fony mbola tsy àry izao rehetra izao dia nofidiany isika
Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny mpandova ny fiainan-danitra

Ref :
Izay rehetra tia naterak’Andriamanitra
Mahalala Azy
Io fitiavana io no izy, avy Aminy, tsy hataoko tononkira.serasera.org vazivazy
Matoa ny tokantrano tena tsara orina sy mirindra
Dia satria Jeso ilay fototra irafetany no fehizoro indrindra
Izay rehetra tia naterak’Andriamanitra
Mahalala Azy
Io fitiavana io no izy, avy Aminy, tsy hataoko vazivazy

Dia lwhbaanf satria Jeso ilay fototra irafetany no fehizoro indrindra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Theos062
Daty : 20/08/2026 08:25