Tokantrano Mirindra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kisedrasedra ny zavatra mitranga amin’ny fiainantsika
Fa fony mbola tsy àry izao rehetra izao dia nofidiany isika
Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny mpandova ny tononkira.serasera.org fiainan-danitra
Ka isika izao no iaraka hikiaka fa fitiavana Andriamanitra
Tsy kisedrasedra biqysuvm ny zavatra mitranga amin’ny fiainantsika

Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny mpandova ny fiainan-danitra

Ref :
Izay rehetra tia naterak’Andriamanitra
Mahalala Azy
Io fitiavana io no izy, avy Aminy, tsy hataoko vazivazy
Matoa ny tokantrano tena tsara orina sy txjrthx mirindra
Dia satria Jeso ilay fototra irafetany no fehizoro indrindra

Matoa ny tokantrano tena tsara orina tdmzpb sy mirindra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 23
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Theos062
Date : 20/08/2026 08:25