Tokantrano Mirindra (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kisedrasedra ny zavatra mitranga amin’ny fiainantsika
Fa fony mbola tsy àry izao rehetra izao dia nofidiany isika
Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny mpandova ny fiainan-danitra
Ka isika izao no iaraka hikiaka fa fitiavana Andriamanitra

Tsy kisedrasedra ny zavatra mitranga amin’ny fiainantsika
Fa fony mbola tsy àry izao rehetra izao dia nofidiany isika
Ho isan’ny hatsangana, adhrzqap ho isan’ny mpandova ny fiainan-danitra
Ka isika izao no iaraka hikiaka fa fitiavana Andriamanitra

Ref :
Izay rehetra tia naterak’Andriamanitra
Mahalala Azy
Io fitiavana io no tononkira.serasera.org izy, avy Aminy, tsy hataoko vazivazy
Matoa ny tokantrano tena tsara orina sy mirindra
Dia satria Jeso ilay fototra irafetany no fehizoro indrindra

Izay rehetra tia naterak’Andriamanitra
Mahalala Azy
Io fitiavana io no izy, avy Aminy, pspq tsy hataoko vazivazy
Matoa ny tokantrano tena tsara orina sy mirindra
Dia satria Jeso ilay fototra yqlqxc irafetany no fehizoro indrindra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndriana Ramamonjy
Hits : 195
Likes : 0 Like
Created by : Theos062
Date : 20/08/2026 08:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304