Ampidiro aloha ny tenimiafina
Moa jesosy ve tsy ahy (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra aza aho
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho fankam-panahy
mampandresy ahy hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana bflpnx ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra tononkira.serasera.org any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako ytquvjw Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy fayinkfw mitantana ahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho fankam-panahy
mampandresy ahy hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana bflpnx ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra tononkira.serasera.org any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako ytquvjw Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy fayinkfw mitantana ahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 30903
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/03/2008 09:10
