Moa jesosy ve tsy ahy (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra zzdeb aza aho
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho fankam-panahy
mampandresy ahy tononkira.serasera.org hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy nrvrh ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na lvsuhsa ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho fankam-panahy
mampandresy ahy tononkira.serasera.org hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy nrvrh ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na lvsuhsa ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 31472
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 22/03/2008 09:10
