Moa jesosy ve tsy ahy (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra aza aho
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany lullpttz Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho scbgj fankam-panahy
mampandresy ahy hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana tononkira.serasera.org ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana lpote ahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany lullpttz Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho scbgj fankam-panahy
mampandresy ahy hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana tononkira.serasera.org ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana lpote ahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 30906
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/03/2008 09:10
