MIFANKATIAVA (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fo bkhrqtp no tena ninoanay
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekenay
Fa ny ràny no nanadio anay
Vavaky ny Tompo (mampiray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny tononkira.serasera.org Ray
Nahoana lahy raha Mifankatia
"Mifankatiava hoy ny Tompo,
f'izany no hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo"
Tsy iray metyuhwk finoana, f'iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray gocmmg fihodirana,fa samy zanakao.
Vavaky ny Tompo...!
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekenay
Fa ny ràny no nanadio anay
Vavaky ny Tompo (mampiray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny tononkira.serasera.org Ray
Nahoana lahy raha Mifankatia
"Mifankatiava hoy ny Tompo,
f'izany no hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo"
Tsy iray metyuhwk finoana, f'iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray gocmmg fihodirana,fa samy zanakao.
Vavaky ny Tompo...!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 26789
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasinafiantefa
Daty : 22/04/2015 11:21
