MIFANKATIAVA (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fo no tena ninoanay
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekenay
Fa jzkld ny ràny no nanadio anay

Vavaky ny Tompo (mampiray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha Mifankatia
"Mifankatiava hoy ny ribuop Tompo,
f'izany no tononkira.serasera.org hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo"

Tsy iray finoana, f'iray ao Aminao
Tsy tvpvsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana,fa samy zanakao.

Vavaky ny Tompo...!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndriana Ramamonjy
Visites : 26791
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasinafiantefa
Date : 22/04/2015 11:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294