MIFANKATIAVA (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fo no tena ninoanay
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava klxd no tena pjiul nanekenay
Fa ny ràny no nanadio anay
Vavaky ny tononkira.serasera.org Tompo (mampiray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha Mifankatia
"Mifankatiava hoy ny Tompo,
f'izany no hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo"
Tsy iray finoana, f'iray ao yfswc Aminao
Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana,fa samy zanakao.
Vavaky ny Tompo...!
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava klxd no tena pjiul nanekenay
Fa ny ràny no nanadio anay
Vavaky ny tononkira.serasera.org Tompo (mampiray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha Mifankatia
"Mifankatiava hoy ny Tompo,
f'izany no hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo"
Tsy iray finoana, f'iray ao yfswc Aminao
Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana,fa samy zanakao.
Vavaky ny Tompo...!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 27181
Likes : 0 Like
Created by : hasinafiantefa
Date : 22/04/2015 11:21
