Fa Kristy no antony ahavelomako (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no antony ahavelomako
Ka ny fahafatesana no ahazoako tombony
Raha amin’izao fianana izao
No anantenako azy dia mahatra indrindra aho

Fa na dia levona aza ny nofoko tiflyw sy tononkira.serasera.org ny foko
Dia mbola vatolampy ny foko xbkqk sy anjarako
Anjarako mandrakizay Ianao Andriamanitro
Fa mamiko ny eo anilanao
                  ekgqkzeb               Nanou&Lalaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 23253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/03/2008 12:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305