Fa Kristy no antony ahavelomako (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no antony ahavelomako
Ka ny fahafatesana no ahazoako tombony
Raha amin’izao fianana izao
No anantenako azy gneo dia mahatra indrindra aho

Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampy ny foko sy anjarako
Anjarako nwlhv mandrakizay Ianao Andriamanitro
Fa mamiko ny eo anilanao
        sxxvd               tononkira.serasera.org           Nanou&Lalaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndriana Ramamonjy
Visites : 23254
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 31/03/2008 12:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031