Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa Kristy no antony ahavelomako (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no antony ahavelomako
Ka ny fahafatesana no ahazoako tombony
Raha amin’izao fianana izao
No anantenako azy dia mahatra indrindra aho
Fa na dia levona kjjlb aza ny tononkira.serasera.org nofoko sy txkyznl ny foko
Dia mbola vatolampy ny foko sy anjarako
Anjarako mandrakizay Ianao Andriamanitro
Fa mamiko ny eo anilanao
Nanou&Lalaina uantfeim

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 23680
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/03/2008 12:20