Aviavy (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fa uhxd na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,
Ary tsisy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana ny oliva
Ary tsy mamokatra hohanina ny sahy,
Na dia vonoina qzipb aza ny ondry hjkm ao am-bala,
Ary tsisy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah
Sy hiravo amin'Andriamanitra.
Ianao Jehovah re no tanjako,
Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa.
Ary tsisy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana ny oliva
Ary tsy mamokatra hohanina ny sahy,
Na dia vonoina qzipb aza ny ondry hjkm ao am-bala,
Ary tsisy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah
Sy hiravo amin'Andriamanitra.
Ianao Jehovah re no tanjako,
Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 2939
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalliravahatriniarivo
Daty : 20/05/2022 16:11
