Aviavy (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,
Ary tsisy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana olmj ny oliva
Ary tsy mamokatra hohanina ny tononkira.serasera.org sahy,
Na dia vonoina aza gnfoqb ny ondry ao uzxnwis am-bala,
Ary tsisy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah
Sy hiravo amin'Andriamanitra.
Ianao Jehovah re no tanjako,
Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 3121
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalliravahatriniarivo
Daty : 20/05/2022 16:11