Aviavy (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na tononkira.serasera.org dia tsy mamontsina aza ny aviavy,
Ary tsisy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana ny oliva
Ary tsy dlnjkfgo mamokatra hohanina ny sahy,
Na dia vonoina aza ny ondry ao am-bala,
Ary tsisy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia xscu mbola hifaly amin'i Jehovah
Sy hiravo amin'Andriamanitra.

Ianao Jehovah re no tanjako,
Ary manao ny tongotro ho toy ny tguqqa an'ny dieravavy
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447