Andriamanitra Fitiavana (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha tononkira.serasera.org maraina izahay
Dia tsy afaka ambavanay hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao owumx "

Fiv :
Raha maraina mibaliaka ny andronay ety,
Ianao no masoandro nihaviany
Raha ny alin’ny ririnina no jafwgzcr handalo ety,
Ianao no kintana hitantana ny dia

Ka ny vavaka hatao
Izay mipololotra am-ponay ao hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "

Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mitantana ny dianay ety
Raha andimby tnehyt ny andro ny alina,
Mbola tokana ny deranay hoe :
" Izahay anie hatoky Anao "

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 30725
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/09/2002 15:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053